|
|
|
|

Teny iditra 1  manatakolaka
Fototeny  2 takolaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
8 Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Tovy hevitra  9 manakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22