|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manolikoly
Fototeny  2 kolikoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cajole; to care for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 cajoler, entraîner par des promesses [1.8]
Tovy hevitra  11 manakolikoly

Teny iditra (2/2) 12  manolikoly
Fototeny  13 kolikoly
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to bribe [1.7]
Tovy hevitra  21 manakolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22