|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakona
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
9 Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
10 Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to conceal, to cover [1.2, 1.7]
12 to hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 cacher, couvrir [1.3#654, 1.8]
14 faire ombre en arrêtant la lumière [1.3#654]
Ohatra  15  nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#]
16  Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#]

Teny iditra (2/2) 17  manakòna
Fototeny  18 takona
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakona, manakòna, 20 manankoa, 21 manokàna, manokana, 22 manonaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19