| Teny iditra (1/2) | 1 manakotra |
| Fototeny | 2 kotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 9 manakotra |
| Fototeny | 10 takotra |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Manarona amin' ny takotra
[1.1] 17 [Antambahoaka] manarona [1.78] 18 [Sihanaka] manampina [1.78] |
| Fivaditsoratra | manakòtra, manakotra, 19 manatroka, 20 manokatra, mañokatra, 21 manotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|