Teny iditra manala andro
Singan-teny manala ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To waste one's time, to spend one's days in play, to play. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Passer le temps, tuer le temps, se distraire [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30