|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mañalady
Fototeny  2 malady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Bezanozano] manafaingana [1.78]
Ohatra  5  Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#]
6  Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manalady

Teny iditra (2/2) 8  manalady
Fototeny  9 halady
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  15 [mañalady] [Bezanozano] miala tsiny [1.78]
16 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
17 Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manalady
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 madilana, manalady, mañalady, 22 mandalia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19