Fizahan-teny

Ohabolana : manalady

Ohabolana 1Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely ihany ; miezaka maina, afaka ihany. [2.415 #4389, 2.653]
Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely, miezaka amin' izao afaka ihany. [2.558 #1940]
Dikanteny frantsayQuand on casse des pots au marché, si on s' excuse, on paie tout de même une petite somme ; mais si on s' en va en toute hâte, on est quitte. [2.415 #4389]
Fanazavana frantsayLa ruse l' emporte sur la loyauté. [2.415 #4389]

Fizahan-teny