Teny iditra manalasala (salasala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hesitate and do nothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hésiter au point de ne rien faire [1.8]
Ohatra Manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalasala
Ny lasa : nanalasala
Ny hoavy : hanalasala
Filaza mandidy : manalasa
Ohabolana 

Teny iditra manalasa (salasala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalasala [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20