|
|
|
|

Teny iditra 1  salasala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento atý itsy famaky salasala itsy
21 Enti-milaza olona miahotrahotra tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 middling, tolerable; of medium size; doubtful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 moyen, qui peut tout juste aller; de grandeur moyenne; douteux [1.8]
Mpanahaka  24  atriatry, 25  sakany
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe salasala
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  28 lasalasa, salasala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22