|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manalika
Fototeny  2 alika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala baraka amin' ny teny tsy fanao afa-tsy amin' ny alika, na amin' ny fanaovana ilay olona tenenina ho toy ny alika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to use opprobrious words to any one. [1.2]
10 to treat someone like a dog (vulgar) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 traiter quelqu'un en chien (vulgaire) [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  manalika
Fototeny  13 alika
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalika [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 kalamina, 16 manakila, manakilà, manalikà, manalika, 17 manilaka, 18 mankalay

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19