| Teny iditra (1/2) | 1 manalina |
| Fototeny | 2 alina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to detain till night; to misspend one's days and hours.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 retenir jusqu'à la nuit ou longtemps
[1.3] |
| Ohatra |
11 izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro.
[2.245#]
12 Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298#] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manalina |
| Teny iditra (2/2) | 14 manalìna |
| Fototeny | 15 alina |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalina [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manalina, manalìna, 17 manilana, manilàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22 |
|