|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manaloha
Fototeny  2 aloha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika?
9 Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  manalohà
Fototeny  12 aloha
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaloha [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 hamolana, 15 mahalaño, 16 Mahalòna, mahalona, manaloha, manalohà, 17 manolaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19