|
|
|
|

Teny iditra1  manamainty molaly ny tany
Singan-teny  2  mainty molaly, manamainty, molaly, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin' ny fambolena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to develop a country's resources [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  développer le pays et ses ressources [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20