Teny iditra mana-manjò
Singan-teny manana ; manjò
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1]
Ohatra 
1Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4]
2Mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3]
3Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347]
Tovy hevitra tompo-manjo ~ tompom-pahoriana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20