| Teny iditra (1/2) | 1 manjo |
| Fototeny | 2 zo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
8 enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to befall, to happen to someone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 frapper (se dit d'un malheur)
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe manjo |
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 manjo |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 [Antambahoaka] mikendry
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manjò, manjo, 16 monja |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|