|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manambina
Fototeny  2 tambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy tambiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [1.3]
Ohatra  10  Andro zoma no manambina ny alahamady. [1.381#]
11  Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285#]
Tovy hevitra  12 manatambina

Teny iditra (2/4) 13  manambina
Fototeny  14 ambina
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  20 Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka
21 Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [1.2]
23 to make prosperous, to favor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 rendre prospère, favoriser [1.3, 1.8]
25 avoir sous sa protection [1.3]

Teny iditra (3/4) 26  manambina
Fototeny  27 ambina
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [Fitanisana]

Teny iditra (4/4) 29  manambina
Fototeny  30 tambina
Sokajin-teny  31  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  32 manambany, manambina, manambìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19