|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manamorona
Fototeny  2 morona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to follow the edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8]
Ohatra  11  Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana. [2.445#]
12  Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  manamoròna
Fototeny  15 morona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamorona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 mamoro-nana, manamoròna, manamorona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19