|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  morona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  10 Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 the border, the brink, the edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 le bord [1.8]
13 bord, côte, rivage [1.196]
Ohatra  14  Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#]
15  Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13]
16  Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe morona
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  morona
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 [Mahafaly+Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  24 manoro, 25 morano, morona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21