Teny iditra (1/2) | 1 manamorona (morona) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to follow the edge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8] |
Ohatra |
6 Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana. [2.445#] 7 Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny manamorona io |
Teny iditra (2/2) | 13 manamoròna (morona) |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamorona |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 mamoro-nana, manamorona, manamoròna, mamoro-nana, manamorona, manamoròna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |