Teny iditra |
manampò
(fo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [1.2]
|
| To expect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prévoir, s'attendre à [1.8]
|
Ohatra |
1 | Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
[2.588]
|
2 | Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany.
[2.895]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manampò |
Ny lasa : |
nanampò |
Ny hoavy : |
hanampò |
Filaza mandidy : |
manampoiza |
|
Ohabolana |
|