|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manamy
Fototeny  2  hamy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitondra akanjo fenti-mihaingo, mihaingo [1.1#586]
Fanazavàna teny anglisy  5  to wear an official dress [1.2#446]
Fanazavàna teny frantsay  6  se costumer, être en tenue [1.3#30]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  manamy
Fototeny  12  tamy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  Manao amboletra miditra ao an-trano amin' ny fihadiana vody rindrina, famakiana varavarana [1.1]
15  mandrava, mandroba, maka ankeriny [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  16  to attack (a town, etc.), to penetrate into a town [Provincial] [1.2]
17  to dig through; to break into a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  attaquer une maison, un village, y entrer par la violence, en perçant les murs, en brisant les portes [1.3#661]
19  entrer dans une maison en perçant le mur; entrer en brisant une porte ou une fenêtre [1.8]
Ohatra  20  Misy manamy trano nony maizina; [2.996#]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)26  manamy
Sokajin-teny  27  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  28  mihanika [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  29  mamany, manamy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21