|
|
|
|

Teny iditra 1  manandratra
Fototeny  2 sandratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manainga ho ambony: Manandra-tanana
9 Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Ohatra  12  Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470#18]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20