|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manandriana
Fototeny  2  andriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manaja fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to exalt, to make much of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  honorer, respecter [1.3#41]
7  exalter [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manandriana io

Teny iditra (2/2)14  manandriàna
Fototeny  15  andriana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandriana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3#41]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  19  manandriana, manandriàna, manandriana, manandriàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20