Teny iditra (1/2) | 1 mananika (anika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra 4 Manamy, mamely: Manani-bohitra 5 Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to climb up something, to ascend; to attack a town; 7 fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 grimper [1.13] |
Ohatra |
9 Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa! [2.528#] 10 Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [2.470] 11 Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny mananika io |
Teny iditra (2/2) | 18 mañanika |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
20 mihanika [Sihanaka, Tambahoaka]
[1.78] 21 mitanika, manao toaka [Tambahoaka] [1.78] |
Fivaditsoratra | 22 mananika, mañanika, maninaka, mananika, mañanika, maninaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |