Teny iditra | manan-kabary | |
Singan-teny | manana ; kabary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manana ady, manana fifanolanana amin' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as manan-teny [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a des affaires embarrassantes, qui a des différends [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |