|
|
|
|

Teny iditra1  manao an-kolafiny
Singan-teny  2  manao, holafitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitambatra manao andaniny ny tena mba hiady na hifanohitra amin' ny hafa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07