|
|
|
|

Teny iditra1  manao fotoam-borizano
Singan-teny  2  manao, fotoana, borizano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
5  tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20