Teny iditra | 1 manao hitsin-dalana |
Singan-teny | 2 manao, hitsin-dalana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky 5 entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |