|
|
|
|

Teny iditra1  manao kenda roroka
Singan-teny  2  manao, kenda roroka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: manenda ny omby eo amin' ny traokany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20