Teny iditra manao ronono an-tavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [1.1]
Singan-teny manao ; ronono an-tavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20