Teny iditra | manapa-kota | |
Singan-teny | manapaka ; hota | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Manakoaba eo am-pihinanana [1.78] | |
Mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) [1.1] | ||
Fivaditsoratra | manapa-kota, taom-pakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |