| Teny iditra (1/2) | 1 manapitra |
| Fototeny | 2 tapitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha
9 Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga 10 (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to finish, to bring to an end
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 achever
[1.3, 1.8] 13 compléter [1.3] 14 épuiser; terminer [1.8] |
| Ohatra |
15 Horakoraka indray no manapitra izay.
[2.499#12]
16 Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643#57] |
| Teny iditra (2/2) | 17 manapitra |
| Fototeny | 18 tapitra |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 salir
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 mañapatry, manapitra, 22 mpanaitra, 23 mpianatra, 24 mpiatrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|