|
|
|
|

Teny iditra 1  manapotraka
Fototeny  2 potraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cast down that which was standing upright [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire tomber, jeter à terre; dégrader, excommunier [1.8]
Tsipelina hafa  11 mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22