|
|
|
|

Teny iditra 1  mamotraka
Fototeny  2 potraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3#494]
Ohatra  10  Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996#]
11  Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#]
Tsipelina hafa  12 manapotraka
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamotraka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mamokatra, mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22