Teny iditra manaran-daina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1]
Ohatra Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina. [2.649]
Singan-teny manarana ; laina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11