|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manarana
Fototeny  2  arana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy)
5  [1.1] Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting.
7  [1.7] to indulge another in something
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] être indulgent et gâter quelqu'un
Ohatra  9  hotsitsina, tsy an'iza fa ho anao, ka manarana, mihevitrevera, fa sao rodarodain'ny mpanana ka mandany kitay merika andro! [1.296#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  malemy loatra, moramorainy, mampihanta, rainazy, tsy mahavely vava am-boa
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)20  manaràna
Fototeny  21  arana
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3]

Teny iditra (3/5)25  mañarana
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.78] [Tambahoaka] mandrotsirotsy

Teny iditra (4/5)28  manarana
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.1] Anaram-borona
31  [1.38] Halieus africanus
Fanazavàna teny anglisy  32  [1.2] [Provincial] a water-bird
Voambolana  33  Haibiby: vorona
Lahatsoratra  34  Randzavola: manarana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (5/5)35  manarana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  [1.1] tsirin' ny rofia izay anaovana satroka
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.196] (souvent improprement écrit manarano car c'était l'appellation commerciale des chapeaux fabriqués avec les segments de ces Arecaceae, voir manara, le na terminal est une complication orthographique que l'étymologie ne justifie pas). On appelait ainsi surtout :
Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae) [Bezanozano]
Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) : les jeunes segments foliaires de ces deux Arecaceae fournissaient des pailles à chapeaux appréciées, mais cette industrie a disparu au moment de la première guerre mondiale. Elle avait été à l'origine de la fortune des premiers exportateurs malgaches, comme Ranarivelo. [Betsileo]
39  [Tanala]
Voambolana  40  Toe-karena: zaitra
41  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  44  amaranan, anamaran, ananaram, anaraman, anaranam, Mananara, mananara, manarana, mañarana, manaràna, namarana, nanamara, nanarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08