|
|
|
|

Teny iditra1  manaran-defona
Singan-teny  2  manara, lefona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mahatsiaro kekerin' ny hatsiaka izay toy ny lefona mitsatotsatoka amin' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] trembling from fear
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#3118] Transi de froid et pénétré par le froid, comme par une lance

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26