|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  manara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe manaraka
Ohatra  3  Dia manara-maso azy mandra-pidifiny [2.529#32]
4  Tsipolitra antitra ka manara-damba mandalo [2.558]
5  Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114#24]

Teny iditra (2/7)6  manara (nara)
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  mangatsiaka [Taisaka] [1.78]
9  mangatsiaka: Ka mijodijody an-tane añe anao fa manara ny andro (aza mandehandeha any alatrano ianao fa mangatsiaka ny andro) [Tanala] [1.78]
10  Mangatsiaka, mahatsiaro mangatsiaka: Lasa namindro izy fa manara, hono. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  cold, chilly, frigid. [1.2]
12  cold; used as follows: tranomanara [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  froid; s'emploie comme suit: tranomanara [1.8]
Ohatra  14  Dia nomeny trano manara. [2.508]
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny manara io

Teny iditra (3/7)17  manara
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  maminany [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/7)20  mañara
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22  mamatra voa madinika na ranon-javatra [Taisaka] [1.78]
23  mamatra [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/7)24  manara (ara)
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26  mandrotsirotsy [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (6/7)27  manara
Sokajin-teny  28  anarana
Voambolana  29  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  30  (de nara : avoir froid, allusion aux sommets exposés aux vents humides qu'affectionne ce Palmier). Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae). Perrier de la Bâthie écrit : « jeunes segments très recherchés pour la fabrication des chapeaux dits « manarano », exportés naguère en assez grande quantité. Espèce presque étreinte par suite d'exploitation abusive » [Bezanozano] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7)32  manara
Sokajin-teny  33  anarana
Voambolana  34  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  35  (mis par erreur pour manary). Nom donné à des bois durs rejetant beaucoup de sève une fois qu'ils sont coupés (de ary : rejeter la sève). Ce sont suivant les régions :
36  Dalbergia ikopensis Jum., Dalbergia greveana Baill. et Dalbergia trichocarpa Baker (Fabaceae). C'est l'orthographe retenue par Segalen et Moureaux. [Sakalava]
37 
Cadia commersoniana Baill. (Fabaceae). Leur bois a été exporté dans le passé sous les appellations de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar ». [Tanosy] [Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40  manara-, mañara, marana, maràña, manara-, mañara, marana, maràña

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04