|
|
|
|

Teny iditra 1  manarina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
9 Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to level [1.2, 1.7]
11 to set up, to raise, to erect, to elevate [1.2]
12 to set upright [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3#62]
14 niveler; dresser debout [1.8]
15 redresser, corriger [1.13]
Ohatra  16  Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470#102]
Mpanahaka  17  manitsy
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manarina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manarina, 20 ramanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22