|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
9 Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
10 Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi) [1.3#253]
12 dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13]
Ohatra  13  Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano. [2.528#123]
14  Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472#170]
Mpanahaka  15  manao hitsin-dalana, 16  manapaka, 17  manarina, 18  manavatsava, 19  mandeha toratady, 20  tsy mivilivily
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 22  manitsy
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24 [Bara] mangatsiatsiaka [1.78]
25 [Tanala] mangatsiaka [1.78]
Tovy hevitra  26 manitsinitsy

Fivaditsoratra  27 main-tsy, maintsy, manitsy, 28 matsiñy, 29 tsimina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17