Teny iditra | 1 manarina |
Fototeny | 2 arina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo 5 Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to level [1.2, 1.7] 7 to set up, to raise, to erect, to elevate [1.2] 8 to set upright [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3#62] 10 niveler; dresser debout [1.8] 11 redresser, corriger [1.13] |
Ohatra |
12 Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 17 manitsy |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 amarinan, amiranan, manarina, namairan, namarany, namarina, namirana, nanairam, nanariam, nianaram, niaranam, ramanina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/01 |