|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manariva
Fototeny  2 hariva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
9 Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
10 Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to detain until evening, to work in the evening. [1.2]
12 to work till evening; to put off till evening; to be near evening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [1.8]
Ohatra  14  Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472#20]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  manarivà
Fototeny  17 hariva
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manariva [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manariva, manarivà, 19 ramanavy, 20 Ramavany

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19