|
|
|
|

Teny iditra1  manary andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao izay hahalasa ny andro amin' ny zavatra tsy dia misy antony firy
Singan-teny  4  manary, andro

Fivaditsoratra  5  manariandro, manary andro, ramandriona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21