| Teny iditra (1/2) | 1 manasaha |
| Fototeny | 2 asaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Sihanaka] manompa
[1.78] 8 Manompa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 imp and rel not used. To swear, to curse, to abuse.
[1.2#68] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 maudire, faire des imprécations
[1.3] |
| Ohatra |
11 Midododo manatona kosa ny Foko lohateny, tonga manasaha ny mpandihy izy rehetra
[2.245#152]
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 manasaha |
| Fototeny | 14 sasaka |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasaka [Fitanisana] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|