Teny iditra (1/2) | 1 manompa |
Fototeny | 2 ompa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to revile, to abuse, to vilify. 6 [1.7] to use foul language to threaten; to curse |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] maudire, menacer d'un langage grossier |
Ohatra |
8 Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 manozona, misahato, mitsitsika, misariko, manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka, manao vava ratsy, manao teny maharary |
Teny iditra (2/2) | 14 manompà |
Fototeny | 15 ompa |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 anompam, manampò, manampo, manompà, manompa, mpamòna, naompam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |