|
|
|
|

Teny iditra 1  manasakaiza
Fototeny  2 sakaiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany
8 enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1]
Tovy hevitra  9 manakaiza
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22