Teny iditra salisaly (saly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra saly

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20