Teny iditra | 1 manasatra |
Fototeny | 2 sasatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana 5 Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3] 7 fatiguer, importuner. [1.5] |
Ohatra |
8 aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny manasatra io |
Fivaditsoratra | 15 mañaratsa, manasatra, manatsara, manatsarà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |