|
|
|
|

Teny iditra1  manati-kabary
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#1012] mitenybemamely, manaovavabe, manasavangy
Ohatra  4  [1.368] Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo.
Singan-teny  5  manatitra, kabary

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02