|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatona
Fototeny  2 hatona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
9 Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to approach, to draw near. [1.2]
11 to approach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'approcher de [1.8]
Ohatra  13  Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manatona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  manatòna
Fototeny  17 hatona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  19  Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643#52]
20  Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1]

Fivaditsoratra  21 amantano, 22 amontana, manatòna, manatona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24